
Nidina avy hatrany tety an-toerana ny Praiminisitra, Lehibenβny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, niaraka tamin’ireo delegasiaona notarihiny, nijery ny vahaolana maika isorohana ny loza mety hitranga amin’ireo tanΓ na manodidina.