π…πšπ§π¨π¦π›π¨π‘πšπ§πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 Β« π€π’π€ππ€πˆ Β»

πŸ—“πŸπŸ— 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ”
πŸ“πŠπ’πšπ§π£πš 𝐁𝐚𝐫𝐞𝐚 𝐌𝐚𝐑𝐚𝐦𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚
π…πšπ§π¨π¦π›π¨π‘πšπ§πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 Β« π€π’π€ππ€πˆ Β»
βœ… Anisan’ny laharam-pahamehana ao anatin’izao Fanavaozana izao ny fampananana asa ny tanora ka omena fiofanana maimaimpoana mandritra ny 15 volana izy ireo hahafahany miditra avy hatrany amin’ny sehatry ny asa .
πŸ‘₯T𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸπŸ‘πŸŽπŸŽ 𝐧𝐨 𝐑𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐀𝐚 ity tetikasa « ASANAIΒ Β» 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐀𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨π₯𝐚 amin’ny alalan’ny tetikasa PIC 3 ity .
πŸ‘‰Ny sehatr’asa BPO na « Secteur Relation ClientΒ Β» no voakasika anatin’izao fiofanana izao.
‼️ Nandritra ny lahateniny dia nampitandrina ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa:
πŸ‘‰Β«Β aoka mba hadio sy hangarahara tanteraka ny fidirana handray anjara amin’ity fiofanana ity fa tsy hisy ny kitranoantrano ka ny havana no omena toerana…Aoka mba ireo tanora tena nianatra no omena ny asaΒ Β»