π…π’π‘πšπ¨π§πšπ§'𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐨𝐑𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ 𝐌𝐒𝐜𝐑𝐚𝐞̈π₯, 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐨𝐧𝐒𝐧'𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐯𝐒𝐭𝐬𝐒𝐯𝐒𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐠𝐨𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚, 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐀𝐒-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐨 π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚.

πŸ—“πŸπŸ’ 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ”
πŸ“π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš
βœ… Hoy ny Filohan’ny Fanavaozana nandritra ny lahateniny:
β–ͺ Miandrandra antsika mpiasam-panjakana ny vahoaka fa isika no tsy maintsy mitarika ny tena Fanvaozana
β–ͺ Rehefa tena miova toe-tsaina isika, manaraka ho azy ny vahoaka
β–ͺ Marina fa tsy ampy antsika ny karama fa mangataka fitiavan-tanindrazana sy fitiavana ny Vahoaka Malagasy.
βœ… Notolorana solosaina moa ireo tompon’andraiki-panjakana ireo nandritra ity fihaonana ity