π…π’π­π¬π’ππ’π‘πšπ§πš 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐒𝐫𝐚𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐒𝐚𝐧𝐚 π§πšπ­πšπ¨π§β€™π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ­π¨πš 𝐀𝐁𝐄́ 𝐊𝐨𝐣𝐒, π€π¦π›πšπ¬πšππšπ¨π«π¨π§β€™π’ π‰πšπ©πšπ§πš, 𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐨𝐫𝐨

Ao anatin’ny famaranana ny fotoam-piasany, izay naharitra telo taona teto Madagasikara, dia nanao fitsidihana ara-pirahalahiana an’Andriamatoa MichaΓ«l RANDRIANIRINA, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Andriamatoa ABΓ‰ Koji, Ambasadaoron’i Japana monina sy miasa eto Madagasikara.
Nandritra izany fihaonana izany no nanamarihan’ ny Filohan’ny Fanavaozana ny fahavononan’i Madagasikara hanokatra sy hanamafy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy, anisan’izany i Japana.