๐†๐Ž๐•๐„๐‘๐๐„๐Œ๐€๐๐“๐€๐'๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ : ๐Œ๐€๐๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐‘๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐‡๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐๐˜ ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐€๐“๐€๐Ž๐'๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐Š๐€๐‘๐Ž๐Š๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’’๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’
[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚-7 ๐’Ž๐’†๐’š 2026]
Tanterahina eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo/ Ankatso, ny Fampirantiana momba ny fikarohana ho an’ny toekarena sy ny asa, nampitondraina ny lohahevitra hoe : ยซย Innovation pour la qualitรฉ de productionย ยป ( famoronana ho fanatsarana ny famokarana).
Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy, androany maraina, ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana,izay nilaza fa zava-dehibe ity hetsika ity ary tena ilaina amin’izao fotoan’ny Fanavaozana izao. Notsipihiny rahateo fa betsaka ny Malagasy mpikaroka nefa tsy ampiasain’ny olona ny vokatry ny fikarohany.
Koa tamin’ny anaran’ny Fanavaozana no nampirisihan’ny Lehiben’ny Governemanta ireo Mpikaroka mba hanohy hatrany ny asa ataony, ary nanentanany azy ireo hanatona ny minisitera izay tokony hampiasa ny vokatry ny fikarohana vitan’izy ireo, mba hampiharana Ilay hoe: fikarohana sy fampandrosoana.
๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ