πŒπ„ππ‚π‘ - πŠπŒπ“ : πˆπ‹π€πˆππ€ 𝐍𝐘 πŒπˆπ…π€πŒππˆπ‡π€πˆππŽ

Dinidinika sy fifanakalozan-kevitra no natao nandritran’ny fandalovan’ireo solotenan’ny Komity Miaro ny Tolona, na KMT, nitsidika ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa.

Zava-dehibe ny fahaizana mifampihaino amin’izao vanim-potoana lalovantsika izao.