๐——๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐˜† ๐—œ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ

Notanterahana androany tao Anosy ny dinika momban’ny famatsiam-bolan’ireo tetikasa iarahan’i Madagasikara miasa amin’ny Banky Iraisam-pirenena. Ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜›๐˜ฐ๐˜ฆ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข, ๐——๐—ฟ ๐—ฅ๐—”๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ก ๐—›๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ, amin’ny maha Governoran’ny Banky Iraisam-pirenena azy sy ny ๐˜š๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜”๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜‰๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜บ ๐˜๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข, andriamatoa ๐—”๐˜๐—ผ๐˜‚๐˜ ๐—ฆ๐—˜๐—–๐—ž no nitarika ny fotoana, ary natrehan’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fanavaozana Ramatoa Me Hanitra Razafimanantsoa sy mpikambana amin’ny governemanta vitsivitsy izay manana tetikasa vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena.
ย 
Mazava ny laharam-pahamehana nasionaly :
  • ย fanatsarร na ny fahazoana rano fisotro madio sy herinaratra ;
  • ย fanamafisana ny rafi-pahasalamana ;
  • ย fampiakarana ny kalitaonโ€™ny fanabeazana ;
  • ย fanatsarร na ny fiarovana.
ย 
Ny tanjona dia ny hanafaingana ny fampiharana ireo tetikasa sy hiantohana ny vokatra tena tsapanโ€™ny mponina eny ifotony. Ary nanamafy ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola fa tokony hifandrindra an-dร lana amin’ny tetikasa sy laharam-pahamehana apetraka ny governemanta ny famatsiam-bola rehetra.