
๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐๐ฅ๐ข๐๐ข ;

๐๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ก๐๐ก๐ ;

๐๐๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐ข๐ฅ๐ข ;

๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ ;

๐๐๐ง๐ฆ๐๐๐ข๐๐

Toniana ny saina

Mipetraka aminโny toerana azo antoka

Tsy mivoaka ny trano intsony

Tapahana ny herinaratra, hamafisina ny hidinโny varavarana, ny fantsin-drano ary ny fizaran-jiro

Mitandrina aminโny mety ho fahatonianโny andro tampoka fa hiverina hiharatsy izany avy eo

Manaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny rivodoza.

Mifampizara vaovao indrindra amin’ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.