Alatsinainy 02 martsa 2026
Faritra Itasy
𝐌𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲.
Notanterahina tao amin’ny Tranompokonolona tao Miarinarivo ny fivoriana hijerena ireo rafitra fakan-kevitra eo an-toerana na ny « Structures Locales de Concertation » SLC eo anivon’ny kaominina.
Fivoriana izay notarihan’ny Talem-paritry ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ao Itasy.
Ben’ny Tanàna 13 amin’ireo kaominina 14 mandrafitra ny Distrikan’i Miarinarivo no tonga nandray anjara tamin’ izany.
#𝑭𝒊𝒇𝒂𝒏𝒂𝒋𝒂𝒏𝒂_𝑭𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂_𝒎𝒊𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂_𝑭𝒊𝒏𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂
#Mepcr
#Fikaonandoham_pirenena
#Fanavaozana