✨️Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana dia miarahaba an’Andriamatoa 𝗠𝗮𝗺𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗷𝗮𝗼𝗻𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 amin’izao fanendrena azy ho 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢, L𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 izao.
✅️ Mirary fahombiazana ho azy amin’ny fanatanterahana izao andraikitra ambony eto amin’ny Firenena izao.