29 martsa 1947 - 29 martsa 2026 | ๐…๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š 79 ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ 29 ๐ฆ๐š๐ซ๐ญ๐ฌ๐š 1947.๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐˜›๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ต๐˜ช๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ-๐˜›๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข.

๐Ÿ“Fasan’ny mahery fo, Mausolรฉe
โœ…Ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblika ny Madagasikara, ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ž๐ฅ๐ฒ ๐Œ๐ข๐œ๐ก๐š๐žฬˆ๐ฅ ๐‘๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š izay sady filoha faratampon’ny foloalindahy no nitarika ity lanonana fahatsiarovana ity androany teny amin’ny fasan’ny mahery fo, Mausolรฉe ary notronin’ny Praiminisitra sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta izany ary ireo olo- manankaja maro.
Fahatsiarovana ireo namoy ny ainy nandritra ny hetsi-bahoaka ny taona 1947 no marihana isaky ny 29 martsa tahaka izao.
๐Ÿ“Ambohijatovo, tsangambaton’ny MDRM.
โœ…Fametrahana ny fehezam-boninkazo ho mari-pahatsiarovana hita maso tetsy amin’ny Tsangambato ny MDRM Ambohijatovo.
โœ…Anisan’ireo tonga nanome voninahitra ireo lanonana fahatsiarovana ireo ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, ๐Œ๐ž ๐‡๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐‘๐š๐ณ๐š๐Ÿ๐ข๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐š.