Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny ambasadaoro Sinoa miasa sy monina eto amintsika Son Excellence, Monsieur Ji Ping. 

Nanambara moa ity farany fa vonona ny fanjakana Sinoa hanohana ara-teknika ny Minisiteram-panjakana ao anatin’ny fanatanterahana ny fikaonandohampirenena.