π†πŽπ•π„π‘ππ„πŒπ€ππ“π€πβ€™ππ˜ π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€ 𝐍𝐘 π‘π„ππŽππ‹πˆπŠπ€ 𝐀𝐍’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€

Manana roa volana ny mpikambana ao amin’ny Governemanta mba hanatanterahana ny politikam-panjakana fohy ezaka.

Hivononana ny tamberin’andraikitra sy ny vokatra ho takiana mba ho mendrika ny fitokisana izay napetraka araka ny hafatry ny Filohan’ny Fanaovaozana ny Repoblika.

Ho fikatsahana ny tombotsoa ambonin’ny firenena:

– Manompo vahoaka fa tsy tompoina
– Mihaino ny feon’ny vahoaka
– Raisina amin’ny fomba mendrika ny vahoaka any amin’ny biram-panjakana rehetra
– Tsy handeferana ny kolikoly sy ny fomba ratsy mambotry ny firenena