✅ Nigadona tao Abu Dhabi hiatrika ny « Herinandron’ny Fampandrosoana Lovainjafy » ny Filohan’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika.

♻️ Ivon’ity fihaonana ity ny mahakasika ny angovo azo havaozina

✔️ Ny Cheikh Mohammed bin Rashid Al Maktoum,Lefitry ny Mpanjaka,Praiminisitra Lefitry sady Minisitry ny Fitantanam-bola ao amin’ny Emirats Arabes Unis no nandray voalohany ny filoham-panjakana Colonel Michaël Randrianirina tany an-toerana.