𝐓𝐞𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚

Misaotra an’Andriamanitra noho ny fitantanany.

Misaotra ny Filoham-panjakana sy ny Praiminisitra nametraka ny fahatokisany tamin’ny tenanay.

Misaotra ny rehetra nanosika sy nanohana tamin’ny fandraisana ny andraikitra.

Nanaiky izany am-panetre-tena ary vonona ny hanome ny saina sy ny hery nomeny ahy.

Miantso ny olona vanona sy vonona hiara-hisalahy sy hiara-hientana mba ho tanteraka ny faniriantsika rehetra sy nitolomana .

Izaho sy ianao ary isika rehetra no ahavita izany.

Hoan’ny fanavaozana tokoa.

Me Hanitra RAZAFIMANANTSOA.
Minisi-panjakana.