𝐅𝐀𝐍ORENANA SY FANAVAOZANA :Vonona hitondra ny traikefany i Torkia

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
🗓️ 15 Janoary 2025
📍Lapan’i Mahazoarivo
🇹🇷🇲🇬 Fihaonan’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy sy ny ambasadaoron’ny
Repoblikan’i Torkia miasa sy monina eto amintsika, Andriamatoa Ishak Ebrar Çubukçu ary natrehan’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika , Maître Hanitra Razafimanantsoa.
✅ Vonona i Torkia hitondra ny traikefany sy fahaiza-manaony ara-teknolojika eto Madagasikara eo amin’ny lafiny fanorenana sy fanarenana fotodrafitrasa.
✅ Ireo sehatra voakasika: lalana, seranan-tsambo, seranam-piaramanidina ary ny tobim-pamokarana herinaratra