
Filohan’ny Fanavaozana,Colonel Randrianirina nandray fitenenana momba ny Fikaonandoham-pirenena:

Manantena anareo filoham-piangonana 4 mirahalahy ny Malagasy mba ho olona tena tia tanindrazana no apetraka hikarakara azy

Aoka mba tsy olona hisafidy lalana hafa dieny mialoha fa mba hisalotra ny fahendrenareo 4 mirahalahy.

Hevitra iarahan’ny rehetra manapaka no entina hitondrana an’i Madagasikara rehefa vita ny Fikaonandoham-pirenena tsy an’ny tanora.