🗓️ 20 Janoary 2026
📍 Lapam-panjakana Iavoloha
🇺🇲🇲🇬 Handao an’i Madagasikara Ramatoa Claire A.Pierangelo, Ambasadaoron’ny Etazonia niasa sy nonina teto amintsika nandritra ny 4 taona.
✅Nanao veloma tamin’ny fomba ofisialy ny Colonel Randrianirina Michaël,Filohan’ny Fanavaozana ny tenany androany.
✅Nanambara moa ity diplomaty ity fa hijery hatrany ny tombontsoan’i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy mandrakariva amin’ireo asa miaraka amin’ny Etazonia.

#mepcr #refondation #PRRM