COMITÉ DE PILOTAGE DE LA CONCERTATION NATIONALE POUR LA REFONDATION : nanatanteraka atrikasa voalohany

🗓️ 22 Janoary 2026
📍 Lapam-panjakana Iavoloha
✅ Nitarika ny fivoriana: 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥
✅ Nanatrika : Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana anankiroa
✅Nandray anjara :
◾FFKM
◾ Praiminisitra
◾ Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika
◾Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana
◾Sekretera jeneralin’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
✅ Ny fihaonana dia nentina indrindra hanomanana sy handrindrana ny Fikaonandohampirenena .