
ππ π£ππ§π¨ππ«π² ππππ

ππ¨ππ¦ππ¬π’π§π

Hoy ny Filohan’ny Fanavaozana nandritra ny lahateniny:

Miandrandra antsika mpiasam-panjakana ny vahoaka fa isika no tsy maintsy mitarika ny tena Fanvaozana

Rehefa tena miova toe-tsaina isika, manaraka ho azy ny vahoaka

Marina fa tsy ampy antsika ny karama fa mangataka fitiavan-tanindrazana sy fitiavana ny Vahoaka Malagasy.

Notolorana solosaina moa ireo tompon’andraiki-panjakana ireo nandritra ity fihaonana ity