Lapan’ny pitsarana Anosy
Fintina an-tsary momba ny Fianianan’ny Lehiben’ny Holafitry ny Mpisolovava eto Madagasikara, RANARY RAKOTOARISOA Ferdinand.
Anisan’ny nanotrona ny lanonana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidina ny Fanavaozana ny Repoblika, Me Hanitra RAZAFIMANANTSOA.