Ireo teknisiana eo anvion’ny MInisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika no nihaona tamin’ireo iraka avy amin’ny SADC androany. Lohahevitra maromaro no nifampidinihina toy ny:
Tetiandro
fahafahana manatanteraka izany ara- teknika miohatra amin’ny fotoana voafetra
fampandraisana anjaran’ny rehetra (inclusion)
enti-manana (Ressources)
Ny comité de pilotage
Ny serasera
Nohamafisin’ireo solotenan’ny Minsiteram-panjakana fa hiantohan’ity Ministera ity ny fampandraisana anjara ny rehetra, ny tsy fiandaniana, ny tamberin’andraikitra
Vonona hanome tohana ara-teknika sy fiofanana ny SADC
Miandry ny tetiandro ofisialy izy ireo ary efa misy tondrozotra mazava kokoa amin’ny fiverenany ny volana febroary