VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA | 31 Janoary 2026 – 07 ora maraina

🔴 𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧 🔴
VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA | 31 Janoary 2026 – 07 ora maraina
▶️TOERANA MISY NY FOIBENY: Soalala.
▶️HERINY: Cyclone Tropical
▶️RIVOTRA ENTINY: 150 Km/ora
▶️TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 210 Km/ora manakaiky ny foibeny
▶️FIKISAHANY: Mianatsimo somary Atsimo-Atsinanana
▶️HAFAINGANAM-PANDEHANY: 18 Km/ora
▶️FANAMARIHANA: Hamakivaky ny afovoan-tany ity rivodoza FYTIA ity anio ary hitondra rotsakorana betsaka amin’ireo toerana izay holalovany sy ny manodidina azy.
🎯 Sary voaray avy amin’ireo ekipan’ny BNGRC any Mahajanga tamin’ny 05 ora sy sasany maraina teo , araka ny fampitam-baovao sy hita amin’ny sary dia mitsoka mafy ny rivotra any .
🔑 Météo Madagascar