🗓️ 31 Janoary 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
🕣 8 ora sy sasany Alina
FANDAHARANA MANOKANA ARAHANAO AO AMIN’NY TELEVIZIONA MALAGASY
📝Tatitra ny asa vitan’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana
🎤 Me Hanitra Razafimanantsoa, Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana