Governemantan’i Madagasikara, Rafitry ny Firenena Mikambana ary ny Vondrona miahy ny maha-olona
Antony: fanohanana ny fanampiana ny maha-olona any amin’ireo distrika voakasiky ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana
Famonjena aina sy fiarovana fivelomana olona miisa 1,55 tapitrisa no ilàna izao fanohanana izao .