
HERINY: Tempête Tropicale Moderée

RIVOTRA ENTINY: 75 Km/ora

TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 100 Km/ora manakaiky ny foibeny

FIKISAHANY: Mianatsimo atsinanana

HAFAINGANAM-PANDEHANY: 22 Km/ora

FANAMARIHANA: Hamakivaky ny afovoan-tany hatrany ity rivodoza FYTIA ity anio alina ary hitondra rotsakorana betsaka amin’ireo toerana izay holalovany sy ny manodidina azy..