Nihaona tamin'ny Minisi-panjakana Me Hanitra Razafimanantsoa ireo solontenan'ny birao sy mpikambana anatin'ny sendikan'ny "Grands corps"

🗓️03 febroary 2026
📍Antaninarenina
Nihaona tamin’ny Minisi-panjakana Me Hanitra Razafimanantsoa ireo solontenan’ny birao sy mpikambana anatin’ny sendikan’ny « Grands corps ».
Noresahana mandritra izany fihaonana izany ny lalan-tsaina hitondrana ny fikaonandoha sy ny fanavaozana ny Repoblika.
Handray anjara amin’ny famolavolana ny tari-dalana isaky ny laha-dinika (𝘨𝘶𝘪𝘥𝘦 𝘵𝘩𝘦́𝘮𝘢𝘵𝘪𝘲𝘶𝘦) izy ireo.