MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Morarano Alarobia, Boriborintany fahadimy.
Ao anatin’izao voina izao dia miombom-po ary mampahery ireo niharam-boina manerana ny Nosy ny Minisi-panjakana Me Hanitra Razafimanantsoa ary manentana ny rehetra hiara-hientana sy hifanampy ary hifanome tànana ihany koa izy.