
Fampitandremana mavo amin’ny renirano Ikopa sy ireo sampany Sisaony sy Mamba, noho ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI, ho an’ireto Kaominina ireto:
Antananarivo Renivohitra, Tsiafahy, Androhibe Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy Ankadivoribe, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe, Masindray, Ambohimanambola, Ambohijanaka, Alasora, Ankaraobato, Tanjombato, Soavina, Anosizato Andrefana, Andranonahoatra, Bemasoandro, Ankadimanga, Ambohitrimanjaka, Ampangabe, Iarinarivo, Sabotsy Namehana, Ankadikely Ilafy, Ambohibao
Antehiroka, Talatamaty.