MEPCR
Ministรจre d'รtat auprรจs de la Prรฉsidence en Charge de la Refondation
MEPCR
Ministรจre d'รtat auprรจs de la Prรฉsidence en Charge de la Refondation
๐๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
Notanterahana androany tao Anosy ny dinika momban’ny famatsiam-bolan’ireo tetikasa iarahan’i Madagasikara miasa amin’ny Banky Iraisam-pirenena. Ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข, ๐๐ฟ ๐ฅ๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ก ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ, amin’ny maha Governoran’ny Banky Iraisam-pirenena azy sy ny ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ฌ๐บ ๐๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข, andriamatoa ๐๐๐ผ๐๐ ๐ฆ๐๐๐ no nitarika ny fotoana, ary natrehan’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fanavaozana Ramatoa Me Hanitra Razafimanantsoa sy mpikambana amin’ny governemanta vitsivitsy izay manana tetikasa vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena.
ย
Mazava ny laharam-pahamehana nasionaly :
- ย fanatsarร na ny fahazoana rano fisotro madio sy herinaratra ;
- ย fanamafisana ny rafi-pahasalamana ;
- ย fampiakarana ny kalitaonโny fanabeazana ;
- ย fanatsarร na ny fiarovana.
ย
Ny tanjona dia ny hanafaingana ny fampiharana ireo tetikasa sy hiantohana ny vokatra tena tsapanโny mponina eny ifotony. Ary nanamafy ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola fa tokony hifandrindra an-dร lana amin’ny tetikasa sy laharam-pahamehana apetraka ny governemanta ny famatsiam-bola rehetra.