
Ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika dia mampahafantatra antsika fa niharan’ny lozam-pifamoivoizana nandritry ny iraka fizahana ifotony, sy fanaterana fanampiana vonjy rano vaky nohon’ny fandalovan’ny rivo-doza Gezani tao Alaotra Mangoro, Ramatoa Minisi-panjakana, Me Hanitriniaina Razafimanantsoa, sy ny olona telo niaraka taminy, ny Alakamisy 12 Febroary 2026.