Ministère d'État auprès de la Présidence en Charge de la Refondation
Fitsidian'ny Masoivoho Ejipsiana
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ramatoa Rabab Said Abdou Abdelℎadi, masoivoho ejipsiana miasa sy monina eto amintsika.