« ππ«ππ¨ π‘ππ―π’ππ«π ππ―π² ππ§π² π’ππ¨ππ¨π§π² π§π¨ π‘ππ¦π©π’ππ€ππ«π’π§π ππ ππ¬π² π‘π¨ πππ§π² π¦π’ππ’π§π ππ¨π² π’π³ππ² π§ππππ¨ πππ§π² ππ₯π¨π‘π π«ππ‘πππ«π.Β Β»
Anisan’ny hevi-dehibe nivoitra tamin’ny lahatenin-dRamatoa Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana ireo. Lahateny nandritran’ny fotoam-bavaka, nokarakarain’ny FFKM teny amin’ny CCI Ivato ny Alarobia 10 Desambra 2025, ho fanokafana ny fikaonan-doha.