Dinika savaranonando: nitohy tao Antsiranana

🏠 Foibem-paritry ny Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina
✅ Fotoana iray nentina hanomanana ny fikaonandohampirenena ka distrika 5 no voasolo tena tao.
✅ Ankoatra ny fanomanana dia efa nandroso hevitra sahady ireo mpandray anjara indrindra 📝Ny fanovana ny lalampanorenana
📝 Ny fanovana ny fitantanan- draharaham-panjakana
📝 Ny fanovana ireo rafi-pitantanana