Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa sy ireo vehivavy rehetra mpiara-miasa aminy dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra noho izao fanamarihana ny andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny vehivavy izao.
Mila maka ny toerany ny vehivavy amin’izao andron’ny Fanavaozana izao. Ho vehivavy mpandray andraikitra,ho vehivavy mpanapa-kevitra,ho vehivavy fototry ny fampandrosoana.
#fifanajana #FiarahaMientana #finiavana
#mepcr #Fanavaozana
Voir moins