Ho avy tsy ho ela ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen’ny Tanora ho an’ny Fanavaozana.
Sehatra iray ahafahan’ny tanora
✔️ maneho hevitra
✔️ mifampizara traikefa
✔️ ary mandray anjara amin’ny fananganana ny hoavin’i Madagasikara.

Lanonam-panokafana ny amin’ny alarobia izao. Ny fakan-kevitra isamparitra sy isaky ny kaominina dia hanaraka andro vitsy ao aorian’io.

🌍 Tanora avy amin’ny lafivalon’ny Nosy…
👥 avy amin’ny sehatra samihafa…

Hiara-hivondrona amin’ity fotoana manan-danja ity.

👉 Araho hatrany ny pejin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena raha te hahalala ny vaovao rehetra.