Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana dia miarahaba an’Andriamatoa 𝗠𝗮𝗺𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗷𝗮𝗼𝗻𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻 amin’izao fanendrena azy ho 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢, L𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 izao.
Mirary fahombiazana ho azy amin’ny fanatanterahana izao andraikitra ambony eto amin’ny Firenena izao.