Nilaozan’ny mpiara-miasa ny eto amin’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika.
Nodimandry io maraina io ny Chef Protocole RAZAFINJAKA Imbohasalama Alain.
Miondrika am-panajana ny mpiara-miasa rehetra.
Mankahery ny fianakaviany sy ny akaiky azy ihany koa.
Mandria am-piadanana Chef Alain.
Misaotra tamin’ny vitanao rehetra.