๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† (๐— รฉ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑรฉ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ฃ๐—ฒ๐˜‚๐—ฝ๐—น๐—ฒ) : tatitra ny asa vita nandritra ny taom-piasana 2024-2025
โœ… Nanolotra ny tatitra ny zava-bita tamin’ Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana, ny Kolonely Randrianirina Michaรซl androany maraina ny Mpiahy an-drariny, ny Profesora ANDRIANAIVOTSEHENO Ravaka.