🗒️ 10 Aprily 2026
🕑 2 ora tolakandro
📍 IEPAG Ampandrana

🎯 Andao hiresaka fanavaozana

Lohahevitra : Fanavaozana an’i Madagasikara: ny Andrim-panjakana ve no tokony hovaina sa ny toetsain’ ny olom-pirenena ?

🗣️ Ireo handray anjara :

✅– Mika Andriambelo : Président d’honneur – Association Za Koa Hanorina ( ZKH) – Consultant sénior Politiques Publiques
✅– Pr HDR Christiane Rafidinarivo : Présidente du Conseil Scientifique de l’IEPAG CEVIPOF Sciences Po
✅– Joro Lovanirina Rivomendrika : Directeur des appuis et accompagnements de la Refondation (Ministère chargé de la Refondation)

⚠️Voafetra ny toerana ka misorata anarana dieny izao amin’ny rohy : https://www.strategie-madagascar.mg/

👉 Zavadehibe ny hevitrao.

#MCR #Fanavaozana
#𝐅𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 #𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚_𝐦𝐢𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 #𝐅𝐢𝐧𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚