Ao anatin’ny fanomanana ny fikaonandohampirenena, nisongadina fa

Zava-dehibe ny andraikitry ny Ray aman-dreny ara-panahy (FFKM), saingy tsy azo odian-tsy hita koa anefa ireo raiamandreny ara-drazana sy ny avy amin’ny fiangonana zandriny

tsy azo tsinontsinoavina ireo vahoaka eny ifotony anatin’ny fakan-kevitra

Tokony ho ara-drariny sy mirindra ny fandraisana anjara ka handray anjara feno ireo distrika roa : Tsiroanomandidy sy Fenoarivobe

Atao laharam-pahamehana :
fanavaozana ny toe-tsaina, tamberin’andraikitra, ary fanofanana eny ambanivohitra