Ireo nisongandina nandritra ny dian’ny delegasiona notarihin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fanavaozana:

Notokanana ny ivotoerana fifantenana sy fanodinana fako: fanavaozana mifototra amin’ny fanajana ny sy fiarovana ny tontolo iainana no ajoro