
VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 11 Febroary 2026 – 07 ora maraina
VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 11 Febroary 2026 – 07 ora maraina TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’AnkazobeHERINY: Tempête
Ministère Chargé de la Refondation
Ministère Chargé de la Refondation

VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 11 Febroary 2026 – 07 ora maraina TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’AnkazobeHERINY: Tempête

GEZANI Vinavina momba ny fivoaran’ny rivodoza #Gezani sy ny ireo Faritra mety mbola handalovany.#mepcr #BNGRC #météo

Gezani Miombom-po tanteraka amin’ny vahoakan’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo isika. Indrindra ny ao Toamasina I sy ny manodidina.Mankahery ny Malagasy

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 10 Febroary 2026 – 08 ora alina Niditra an-tanety tamin’ny 07 ora sy sasany

𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧 𝗛𝗼 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗼𝗸𝗼 𝗺𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗼𝘃𝗮 𝘁𝗼𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗼𝘇𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 10 Febroary 2026 – 04 ora hariva Tamin’ny 03 ora tolakandro teo dia tany