AMBOHIMANGAKELY

🗓28 JANOARY 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
📍 AMBOHIMANGAKELY
📝Jakoba 1:27 « Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan’Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin’izao tontolo izao ».
🪦🫂Tonga nitondra ny teny fampiononana ho an’ny fianakavian’i RAZAFIMANANTANY Faniry, mpanao gazety mpamakafaka sady mpitolona ho amin’ny fahafahan’i Madagasikara, teny amin’ny trano fonenany eny Ambohimangakely ny solotenan’ny mpiara-miasa ato amin’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika notarihin’i Me Hanitra Razafimanantsoa.