ASSOCIATION DES DIPLÔMÉS EN HAUTES ETUDES EN ADMINISTRATION (ADHEA): HANATANTERAKA FIKAONANDOHA NY 25 KA HATRAMIN'NY 27 FEBROARY

🗓 28 JANOARY 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
📍ANTANINARENINA
✅ Fihaonan’ny mpikambana ao anatin’ny ADHEA sy ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika
👉Fampahafantarana ny teti-panoroana ny Fikaonandohan’ny Mpahay raha
👉 Fifanakalozana mahakasika ny Fikaonandoha sy fampahafantarana ireo lohahevitra 11 hodinihina
✅ Hoy ny Minisi-panjakana,Me Hanitra Razafimanantsoa, raha nandray fitenenana:
👉Vonona hatrany amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo izay mitondra hevitra mahakasika ny Fikaonandoha ho amin’ny Fanavaozana.
👉Tena ilaina tokoa ny traik’efa ananan’ny mpahay raha mandritra ny Fikaonandoham-pirenena
✅Niarahaba manokana ny Minisi-panjakana ny mpikambana ao anatin’ny ADHEA noho ny nahatrarana ny taona vaovao 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
FIFANAJANA,FIARAHA-MIENTANA,FINIAVANA