Filazana manokana momba ny rivodoza | 16 Febroary 2026 – 04 ora Hariva

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 16 Febroary 2026 – 04 ora Hariva Tamin’ny 03 ora tolak’andro teo, dia tany amin’ny 162 km andrefan’Itampolo / Ampanihy no nisy ny foiben’ilay rivodoza GEZANI. Nihena hatrany ny heriny. 80 km/ora ny rivotra…









