admin

admin

Dinika savaranonando: nitohy tao Antsiranana

Dinika savaranonando: nitohy tao Antsiranana Foibem-paritry ny Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina Fotoana iray nentina hanomanana ny fikaonandohampirenena ka distrika 5 no voasolo tena tao. Ankoatra ny fanomanana dia efa nandroso hevitra sahady ireo mpandray anjara indrindra Ny fanovana ny…

Dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha

Dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha Nanantanteraka ny dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha teny Miarinarivo fartitra Itasy ny delegasion’ny Minisiteram-panjakana notarihin’ny Sekretera Jeneraly Herimanjakatahina Laza, izay nisolo tena an’i Ramatoa Minisi-panjakana.Navitrika tokoa ny fandraisananjaran’ny hery velona rehetra, nisy ireo izay nitondra…

« 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚. »

« 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚. » « 𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚. »Anisan’ny hevi-dehibe nivoitra tamin’ny lahatenin-dRamatoa Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana ireo. Lahateny nandritran’ny fotoam-bavaka, nokarakarain’ny FFKM…

𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨

𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 Naseho teny amin’ny Oniversiten’ Antananarivo ny fanovana nentina teo amin’ny lafiny angovo.Iray volana katroka no nahatongavan’ny fitaovana famokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro izay natolotry ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika. Fitaovana natao hanalana fahasahiranan’ny mpianatra sy…

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 « 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 » 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟐𝟖 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐞𝐭𝐢𝐛𝐞 𝐈𝐥𝐚𝐟𝐲

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 « 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 » 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟐𝟖 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐞𝐭𝐢𝐛𝐞 𝐈𝐥𝐚𝐟𝐲 Nidina teny amin’ny JIRAMA Antanetibe androany maraina ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Michaël RANDRIANIRINA, niaraka tamin’ny Praiminisitra, Herintsalama RAJAONARIVELO, nanatitra vata mpanova herinaratra miisa 28 ho an’ny JIRAMA. Mitentina…

Zava-dehibe ao anatin’ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin’ny lafiny rehetra.

Zava-dehibe ao anatin’ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin’ny lafiny rehetra. Zava-dehibe ao anatin’ny fanatanterahana ny fanavaozana ny fandriampahalemana sy ny fitoniana amin’ny lafiny rehetra.Cynthia Petrigh, consultant architecture de Paix ao amin’ny Vondron’ny Firenena mikambana; Boubakar N’Diaye,…

Fitsidian’ny Masoivoho Ejipsiana

Fitsidian’ny Masoivoho Ejipsiana Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ramatoa Rabab Said Abdou Abdelℎadi, masoivoho ejipsiana miasa sy monina eto amintsika.

Fandalovan’ny masoivoho frantsay

Fandalovan’ny masoivoho frantsay Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana, Me Hanitra Razafimanantsoa, narahina dinikasa fohy no notanterahina nandritran’ny fandalovan’ny masoivoho frantsay Arnaud Guillois teny amin’ny Ministeram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana androany.

𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 – 𝐊𝐌𝐓 : 𝐈𝐋𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐇𝐀𝐈𝐍𝐎

𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 – 𝐊𝐌𝐓 : 𝐈𝐋𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐇𝐀𝐈𝐍𝐎 Dinidinika sy fifanakalozan-kevitra no natao nandritran’ny fandalovan’ireo solotenan’ny Komity Miaro ny Tolona, na KMT, nitsidika ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa. Zava-dehibe ny fahaizana mifampihaino amin’izao…

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐟𝐨𝐬𝐢𝐤𝐚 », 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐬𝐚

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐟𝐨𝐬𝐢𝐤𝐚 », 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐬𝐚 Ao anatin’ny fanatanterahana ny 16 andro hiadiana amin’ny herisetra dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny tetikasa « FOSIKA », teo ambany fiahian’ny Filohan’ny Fanavaozana ny…