admin

admin

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 | 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 | 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 Nanatanteraka fitsidihana ifotony tany amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, omaly Alakamisy, ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaël sy ny Mpanolotsaina Avo, Marcellin RANOELSON notronin’ny Minisitry ny Tanora…

𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐈𝐋𝐀𝐌𝐎 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 : 𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐇𝐀𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐈𝐋𝐀𝐌𝐎 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 : 𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐇𝐀𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 Nitsidika tamim-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana ny Fikambanana Silamo Malagasy sy ny « Comité Nationale de Concertation Citoyenne des Musulmans ». Nitarika ny delegasiona…

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝘃𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 Notanterahana androany tao Anosy ny dinika momban’ny famatsiam-bolan’ireo tetikasa iarahan’i Madagasikara miasa amin’ny Banky Iraisam-pirenena. Ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘰𝘦𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘮-𝘣𝘰𝘭𝘢, 𝗗𝗿 𝗥𝗔𝗠𝗜𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗡 𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗷𝗮𝘁𝗼𝘃𝗼, amin’ny maha Governoran’ny Banky Iraisam-pirenena…

𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐚𝐥𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥’𝐄𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 » (𝐂𝐎𝐍𝐀𝐌𝐄𝐏𝐓) 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐕𝐀𝐓𝐎.

𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐚𝐥𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥’𝐄𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 » (𝐂𝐎𝐍𝐀𝐌𝐄𝐏𝐓) 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐕𝐀𝐓𝐎. Nanatrika sy nanokatra tamin’ny fomba ôfisialy ny fikaonandoha ho an’ny fampianarana sy fanabeazana, ny Mpanolotsaina Avo eo anivon’ny Fiadidiana ny…

Fihaonana tamin’ny KTM SAVA

Fihaonana tamin’ny KTM faritra SAVA Nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny solotenan’ny KMT avy ao amin’ny Faritra SAVA ny Alakamisy 13 Novambra 2025. Nitondra sosokevitra hoentina manatanteraka ny…

𝐅𝐚𝐦𝐨𝐧𝐠𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐦𝐚𝐧𝐨𝐭𝐚

𝐅𝐚𝐦𝐨𝐧𝐠𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐦𝐚𝐧𝐨𝐭𝐚 Manoloana ny toe-javatra mitranga ankehitriny sy ny fitakian’ny vahoaka mba hamerana ny tombontsoa azon’ireo tomponandraikim-panjakana sy politika, ary ny fanenjehana ireo tsimatimanota ; dia ampahatsiahivina fa Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, dia nampita toromarika mazava ho an’ny Mpitahiry…

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 Natao androany, teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, ny fanambaram-pananana ho an’ny mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta.Anisan’ny nahavita izany ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa.

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 Tonga nihaona tamin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany, ny delegasiona avy amin’ny Vondrona Afrikanina notarihan’Andriamatoa Mahamoud Youssouf, Filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona Afrikanina, ary natrehan’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy, Ramatoa Razanamahasoa Christine.Nifampidinika ny roa…

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 Antananarivo, 08 Novambra 2025Midadasika sy mankadiry ny asa andrasana amin’ny Ministeram-panjakana.Eo am-pandrafetana ny Stratejia Nasionaly sy isan-tsehatra miampy ny paikady hanatanterahana izany. Fandrafetana miaraka amin’ireo Andrimpanjakana mpanatanteraka sy ireo rafitra hafa.Anisan’ny singa lehibe iray tsy maintsy…

𝐊𝐅𝐈𝐌𝐀 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐒𝐎-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀

𝐊𝐅𝐈𝐌𝐀 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐒𝐎-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 Tonga nitsidika sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny solotena vitisvitsy avy amin’ny Komity Fanovana Ifotony eto Madagasikara na KFIMA. Nitondra ny fahitany ny…