LAHATENIN’ ANDRIAMATOA FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA -GLOBAL SOUTH UTILITIES-

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA FAMPITAM-BAOVAO LAHATENIN’ ANDRIAMATOA FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA GLOBAL SOUTH UTILITIES Tompokolahy sy Tompokovavy, Mba saino kely ange hoe: any ho any, misy kaontinanta iray, ny kaontinanta misy antsika, ahitana masoandro mibalika mandritra ny 300 andro anaty taona…








