Gezani

Gezani Miombom-po tanteraka amin’ny vahoakan’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo isika. Indrindra ny ao Toamasina I sy ny manodidina.Mankahery ny Malagasy rehetra tratry voina sy rava fananana. Arahabaina ihany koa ireo tsy maty fo aman’aina satria tena mafy be ny fipaikan’i #Gezani.…






